Dikan'ny teny : tongalika

Hampiditra dikany hafa
1. Tongàlika a: Rojo misy masombolafotsy toa mifampiamboho hatrany, ny iray mitodika miankavia, ny iray mitodika miankavanana. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2. ft. faharoa (ton-lohalika). - t.i.f.: Atongalika, tafatongalika / manatongalika, fanatongalika, mpanatongalika / anongalihana, fanongalihana / mitongalika, fitongalika, mpitongalika / itongalihana, fitongalihana f mahatongalika. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0073