Dikan'ny teny : tongàlika
Hampiditra dikany hafa
1.
a: Rojo misy masombolafotsy toa mifampiamboho hatrany, ny iray mitodika miankavia, ny iray mitodika miankavanana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
Tongalika ft. faharoa (ton-lohalika). - t.i.f.: Atongalika, tafatongalika / manatongalika, fanatongalika, mpanatongalika / anongalihana, fanongalihana / mitongalika, fitongalika, mpitongalika / itongalihana, fitongalihana f mahatongalika.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha