Dikan'ny teny : tonàka
Hampiditra dikany hafa
1.
Tonaka p.t.: Teny miaraka mandrakariva amin'ny "ilay" na "ikala", ka entina milaza olon-dratsy tsy vanona na tsy misy antony: Nofitahin' ilay tonaka iny indray aho lahy!
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
Tonaka a: Fanatsoforana dona-tsetroka hampivoaka ny biby avy ao an-davany na izay itoerany; vono atao, fikapohana. i Tonafana, atonaka, voatonaka.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
3.
p.t.: Fatra-pipetra-potsiny tsy manao na inona na inona; mpidonana-poana. i t.i.f.: Atonàka j mitonàka, fitonàka, mpitonàka.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha