Dikan'ny teny : tombohana
Hampiditra dikany hafa
(tornboka) mt. ih. (tombohy): Ampangaina tsy marina, endrikendrehina: Nandalo teo anoloan'ny tranony fotsiny aho dia notombohany ho nangalatra.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha