Dikan'ny teny : tolomina

Hampiditra dikany hafa
(tolona) mt. ih. (tolomy): Bedaina: NotolomindRakoto ilay mpangalatra tratrany. • Hodidinina amin' ny sandry: Notolomiko ny mitan-kazo nohanihiko. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.23