Dikan'ny teny : toloko
Hampiditra dikany hafa
a.: Tarama, feo mitaraindraina miaraka amin'ny sento am-po na fitserana: "Sentosento mamelovelo, / Ranomaso, totoko tsy tana: / Izy ireny no sarin'auelo, / Mitampody ka sarotra tala-na". (J.J.R.) - t.i.f.: Tolokoina, atoloko, voatoloko / mitoloko, fitoloko, mpitoloko 1 itolokoana, fitolokoana I mahatoloko.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha