Dikan'ny teny : tolila
Hampiditra dikany hafa
p. t.: Mandringa, tsy marina fipetraka fa lava sy fohy ny tongony ka mitongilana. - t.i.f.: Atolila, voatolila / manatolila, fanatolila, mpanatolila / anatolilana, fanatolilana / mitolila, fitolila, mpitolila / itolilana, fitolilana / mahatolila.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha