Dikan'ny teny : tolatola
Hampiditra dikany hafa
a.: Fampihevingevenana ny loha, ny tena; doladola. - t.i.f,: Atolatola, voatolatola, tafatolatola / manatolatola, fanatolatola, mpanatolatola / anatolatolana, fanatolatolana / mitolatola, fitolatola, mpitolatola / itolatolana, fitolatolana / mahatolatola.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha