Dikan'ny teny : tolàna

Hampiditra dikany hafa
a.: Ny hazo ipetrahan' ny lelavaravarana sy irindrinany. * Fiten.: Ny tola-miadidy, ny varavara-miandraikitra: samy manana ny adidy aman' andraikitra tandrify azy avy. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0362