Dikan'ny teny : tokiky

Hampiditra dikany hafa
a.: Fipetrahana mamitsaka sady manjonitra noho ny alahelo na aretina na fahasahiranan-tsaina; takoko ; torovoka; jokaiky. 6 t. L f : Atokiky, voatokiky, tafatokiky 1 manatokiky, fanatokiky, mpanatokiky / anatokikiana, fanatokikiana 1 mitokiky, fitokiky, mpitokiky / itokikiana, fitokikiana / mahatokiky / tokikikiky. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0818