Dikan'ny teny : tokantandroka
Hampiditra dikany hafa
a.: Biby lehibe mahatratra 4 metatra ny lavany ary 2 metatra ny haavony, mivelona amin'ny tany be heniheny, fantatra amin'ny anarana vahiny hoe "rhinocéros".
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha