Dikan'ny teny : tohina
Hampiditra dikany hafa
p.t.: Voadona malemy dia malemy, voakasika kely foana: Tohina fotsiny ilay tauim-boninkazo dia nianjera. • Sosotra na tezitra na mangoraka: Tohina ny foko mahita ilay uehivauy mahantra mibaby zaza mitsindroka eny an-dalambe, • Tofoka, leony: Tohin-kazandrano a-ho tany amoron-tsiraka. - t.i.f.: Tohinina, atohina, voatohina / manohina, fanohina, mpanohina / anohinana, fanohinana / mahatohina.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha