Dikan'ny teny : tofezaka
Hampiditra dikany hafa
p. t.: Trotraky ny hanoanana. - t.i.f.: Tofezahina, atofezaka, voatofezaka, tafatofezaka / manatofezaka, fanatofezaka, mpanatofezaka / anatofezahana, fanatofezahana / mitofezaka, fitofezaka 1 itofezahana, fitofezahana / mahatofezaka.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha