Dikan'ny teny : tofatofa
Hampiditra dikany hafa
a.: Fihetsiketsiky ny taho malefolefo tsofin'ny rivotra; fihofahofan'ny volon-doha rahamihazakazaka; topatopa. - t.i.f.: Atofatofa, voatofatofa, tafatofatofa / manatofatofa, fanatofatofa, mpanatofatofa / anatofatofana, fanatofatofana I mitofatofa, fitofatofa/itofatofahana, fitofatofahana / mahatofatofa.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha