Dikan'ny teny : toantoana

Hampiditra dikany hafa
a.: Tsy fahazoanteny, fifandisoan-kevitra; fanaovana kitoatoa. - t.i.f.: Mitoantoana na manoantoana, fitoantoana na fanoantoana. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3405