Dikan'ny teny : tinombana
Hampiditra dikany hafa
(tombana) mt. ih. misy tsofoka in: Voatombana, notombanana, novinavinaina ny tokom-bidiny: Notinombana ny uidin'ilay tanimbary ka hay tsy takatry ny vola.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha