Dikan'ny teny : tendra
Hampiditra dikany hafa
a.: Pentina mainty kely tsy mety afaka eny amin' ny hoditra. - F.-p.: Tandra vadin-koditra: zavatra tsy mahay misaraka amin'ny zavatra hafa iray: Tandra vadin-koditry ny olombelona ny aretina.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha