Dikan'ny teny : taty

Hampiditra dikany hafa
( p. mt.: Endriky ny p. mt. "Aty" rehefa enti-milaza ny lasa, ka ny lazaina aminy dia olona na zavatra nisy tao amin'ny toerana malalaka iray misy ny tena nefa tsy ao intsony: Be ala taty Madagasikara taloha. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.008