Dikan'ny teny : tatavia
Hampiditra dikany hafa
a.: Kitapo fitobian' ny fivalanan-drano. - F.-p.: Tatavian-kena: tatavian'ny omby izay ataon' ny ankizy baolina rehefa avy bontsininy amin'ny rivotra.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha