Dikan'ny teny : tatahana

Hampiditra dikany hafa
(tataka) mt. ih. (tataho): Didiana na rovitina manaraka ny lavany: Notatahan'ny ankizy ny kibon' ny tanalahy, / Asiana loaka na banga na tatatra: Notatahan'ny fokonolona haingana tao Ananona ny rano fa efa saiky uaky ny fefiloha. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0677