Dikan'ny teny : taroka
Hampiditra dikany hafa
sy Tarotaroka a.: Tai-moka na tsirin-javamaniry mbola tanora vao nitrebona, na ny ravina maitso vao namelana. - t.i.f.: Manaroka / anarohana, fanarohana / mitaroka, fitaroka. ΒΆ M.h.: Tsimoka, laingo.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha