Dikan'ny teny : tarifa

Hampiditra dikany hafa
(fr, tarif) a.: Fampisehoana indray mijery ny vidin'entana na ny ambaratongam-pahalafosan'ny sarandalana na ny hajian-ketra arakaraka ny halehibeny avy. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.007