Dikan'ny teny : tapihina

Hampiditra dikany hafa
(tapika) mt. ih, (tapiho): Pehina (araka ny voalaza amin'ny tapika ft.): Nahoana no tapihinao ny uatomamy ety an-tananay nefa isika tsy niombona tapika akory? Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0685