Dikan'ny teny : tapiaka
Hampiditra dikany hafa
a.: Feon'ny zavatra mitefoka mafy, toy ny hazo mirefotra raha tapahina. - t.i.f.: Mitapiaka. - F.-p.: Tapia-koho: feo na fanenon'ny hoho akasika ho-ho hafa.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha