Dikan'ny teny : tapelaka
Hampiditra dikany hafa
1.
a.: Zavatra mifanosontsosona azo selatselahina toy ny kiran-trondro.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
p, t.: Enti-milaza felan-javatra lehibe velarana no fisaka.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
3.
mipelaka:midika fisaka na mivelatra be.ravina tapelaka Ahitsio
(11/07/2012 14:12 - Nampidirin'i Laaris)
Hametraka hevitra
Midira aloha