Dikan'ny teny : tanontanona

Hampiditra dikany hafa
a.: Toetran'ny olona mipetrapetraka eo akaikin' olona mihinana, ka toa mitsiriritra izay haniny, na olona tonga fotsiny hijerijery fa tsy hanao inona na inona. * t.i.f.: Tanontanonina, atanontanona, voatanontanona, tafatanontanona / mananontanona, fananontanona, mpananontanona / mitanontanona, fitanontanona,mpitanontanona / itanontanonana, fitanontanonana / mahatanontanona. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0194