Dikan'ny teny : tangena

Hampiditra dikany hafa
a.: Zavamaniry fantatra indrindra amin'ny voany mangidy, izay nampiasaina fahagola hitsarana ny olona voapanga ho mpamosavy tamin'ilay fomba atao hoe fampinomana (Thanginia uenenifera). —( Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0749