Dikan'ny teny : tangalamena

Hampiditra dikany hafa
tehina omena ny zokiolona ao an-tanana. tangala: tehina vy na hazo. omena, atolotra an'izay ray amandrenibe ao an-tanana. tangala omena=tangalamena Ahitsio
(02/10/2018 22:12 - Nampidirin'i ram20)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1569