Dikan'ny teny : tandraina
Hampiditra dikany hafa
1.
(tandra) mt. ih. (tandrao): Ongotana amin' ny tandra.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
(tandra) mt. ih. (tandrao): (zaza) Omena fanomezana mba hisambasambana fahasitranana ho azy.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha