Dikan'ny teny : tampona

Hampiditra dikany hafa
a.: Ny faritra avo indrindra amin'ny zavatra iray: Ny tampon'ny tendrombohitr'Ankaratra no atao hoe: Tsiafajavona h. o.: Ny fara tampony ambony, ny fanaperana: Tonga amin'ny tampon'ny voninahitra izy. - t.i.f.: Tamponana, atampona, voatampona, tinampona / manampona, fanampona, mpanampona 1 anamponana, fanamponana 1 mahatampona. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0067