Dikan'ny teny : tambolavola
Hampiditra dikany hafa
a.: Kiborin-javatra maditidity, toy ny vary masaka, fats, tanimanga, ka potsipotsehina sy volavolaina amin'ny tanana. - t.i.f.: Tambolavolaina, voatambolavola / manatambolavola, fanatambolavola, mpanatambolavola / anatambolavolana, fanatambolavolana / mitambolavola, fitambolavola.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha