Dikan'ny teny : tamberivery

Hampiditra dikany hafa
a.: Fihodinkodinana amin'ny toerana tsy dia mifanalavitra ataon'ny mpangalatra fetsy, ka sady mihodividivitra izy no mitsikilo. - t.i.f.: Tamberiverina, atamberivery, voatamberivery, tafatamberivery / manatamberivery, fanatamberivery, mpanatamberivery / anatamberiverena, fanatamberiverena / mitamberivery, fitamberivery, mpitamberivery / itamberiverena, fitamberiverena / mahatamberivery. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2057