Dikan'ny teny : tambazana
Hampiditra dikany hafa
(tamby) mt. ih. (tambazo): Karamaina: Notambazako telopolo Rakoto hanala ahitra manodidina ny tranonay. ? Omena atao loka: Tambazako ariary zato ianao raha mahabata ity vato ity.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha