Dikan'ny teny : talelaka
Hampiditra dikany hafa
p. t.: Mibalelaka ary marivo aty, mivelatra be ny vavany, talesaka: Vilia talelaka. - t.i.f.: Mitalelaka, fitalelaka.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha