Dikan'ny teny : talantalana
Hampiditra dikany hafa
a.: Toeran'entana avoavo. ? Hazo narafitra handadian'ny voaloboka na voninkazo. ? Tsivalan-kazo misy ny boky amin'ny fitoeram-boky. i t. f. f.: Talantalanana na talantalanina, atalantalana, voatalantalana, tafatalantalana / manatalantalana, fanatalantalana, mpanatalantalana / anatalantalanana, fanatalantalanana / mitalantalana, fitalantalana / italantalanana, fitalantalanana / mahatalantalana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha