Dikan'ny teny : taky
Hampiditra dikany hafa
a.: Fakana ny an'ny te-na (na vola nosamborina izany na zavatra nindramina) any amin'olona. i t. if.: Takina, ataky, voataky, tinaky / mitaky, fitaky, mpitaky / itakiana, fitakiana / mahataky.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha