Dikan'ny teny : takonana

Hampiditra dikany hafa
(takona) mt. ih. (takony): Sakanan-javatra ny fahitana azy: Takonan' ny rahona ny uolana. ? Enti-milaza ny olona sakananjavatra ka tsy mahita: Notakonany aho ka sorena fa tsy nisy na inona na inona hitako tamin'ilay fampisehoana. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.054