Dikan'ny teny : takolaka

Hampiditra dikany hafa
a.: Ireo ilany roa amin'ny tarehy: Misy tandra kely eo amin'ny takolany hauia. ? Ny fihodivirana miankavia na miankavanana. ? Ny tava sompiran'ny rindrina ikatonan'ny varavarana na ivohany. - t.i.f.: Takolahina, atakolaka, voatakolaka, tafatakolaka / manatakolaka na manakolaka, fanakolaka, mpanakolaka / anakolahana, fanakolahana / mitakolaka, fitakolaka, mpitakolaka / itakolahana, fitakolahana / ma-h atakolaka. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0621