Dikan'ny teny : takoko
Hampiditra dikany hafa
1.
a.: Fanjoretana, fitanondrehana, . fahasorenana manjonitra. - t.i.f : Atakoko, tafatakoko / mitakoko, fitakoko, mpitakoko / itakokoana, fitakokoana / mahatakoko.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
(Tsm) a.: Voronkely fahita eny amin'ny petsapetsa an-tanimbary, izay fatrapihaza tsikovoka.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha