Dikan'ny teny : takobaka

Hampiditra dikany hafa
ft.: Fanetsiketsehana na fanaovana izay hampikobana ny rano ao anaty tavy na fitoeran-drano hafa, na fanetsiketsehana zavatra ao anaty rano. - t.i.f.: Takobahina, atakobaka, voatakobaka / manatakobaka, fanatakobaka, mpanatakobaka / anatakobahana, fanatakobahana / mitakobaka, fitakobaka, mpitakobaka / itakobahana 1 mahatakobaka. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0449