Dikan'ny teny : takiba

Hampiditra dikany hafa
na Takibaka a.: Ny ilany amin'ny kibo, ny faritra eo anelanelan'ny taolantehezana farany ambany sy ny moja. — Ilazana koa ny elanelan'ny zoro amin'ny rindrina, na afovoan'ny zoro anankiroa. - t.i.f.: Takibahana, atakibaka, voatakibaka / manatakibaka, fanatakibaka, mpanatakibaka. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0883