Dikan'ny teny : taikotaiko
Hampiditra dikany hafa
a: Ranjo lava. ? Hakevohana, tsy firaharahana, fiavonavonana. * t.i.f.: Mitaikotaiko, fitaikotaiko, mpitaikotaiko / itaikotaikoana, fitaikotaikoana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha