Dikan'ny teny : tabariaka
Hampiditra dikany hafa
a.: Fiparitadritahanjavatra etsy sy eroa. - t.i.f.: Atabariaka, voatabariaka, tafatabariaka / manatabariaka, fanatabariaka, mpanatabariaka / anatabariahana, fanatabariahana / mitabariaka, fitabariaka, mpitabariaka / itabariahana, fitabariahana / mahatabariaka.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha