Dikan'ny teny : t

Hampiditra dikany hafa
a.: Tarehintsoratra fahavalo ambin'ny folo ary renisoratra fahefatra ambin'ny folo amin'ny abidy malagasy. A-m?n'ny fitovonana man- mba hanaovana matoanteny, ny t manomboka fototeny dia latsaka fotsiny amin'izao: Man-taitra >manaitra. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1182