Dikan'ny teny : sy
Hampiditra dikany hafa
ppt.: Entina mampitohy teny roa (anarana, mpamaritoetra, matoanteny): Ny sa-ka sy ny alika, / Tsara sy ratsy. / Mihinana sy misotro.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha