Dikan'ny teny : spaoro
Hampiditra dikany hafa
(fr. sport) a.: Anarana iantsoana ireo fanatanjahan-tena isan-karazany orne-na endrika lalao, lalao samy maka ho azy na mifanao andaniny, ka manaraka fitsipika efa raikitra.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha