Dikan'ny teny : sorapohy
Hampiditra dikany hafa
na Soratrandra a.: Fomba fanoratra amin'ny alalan'ny tsipika mandry na miolikolika na mifaingoka, izay efa ifanarahana, ka ampiasaina hanafohy ny fanoratan-teny hahafahana manoratra teny haingana tahaka ny anononana azy.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha