Dikan'ny teny : solofo

Hampiditra dikany hafa
a.: Dimbin-javamaniry mitsiry eo akaikin-dreniny; taroka zavamaniry mitsiry eo amin'ny faka na voditronga indray. ? h.o,: Ny taranaka mandimby: Ireo solofo amam-para. - F.-p.: Solofo dimbin'ny aia: ny ankizy sy ny tanora handimby ireo zokiolona. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.007