Dikan'ny teny : sokaka

Hampiditra dikany hafa
p.t.: (rafitra) Tsy miady tsara fa misokatra ny zorony. 1 h.i.: (olona kidaladala) Mitanatana vava raha mahita zavatra mahavariana azy. - t.i.f.: Asokaka, tafasokaka / misokaka, fisokaka, mpisokaka / sokakakaka. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.007