Dikan'ny teny : sivily

Hampiditra dikany hafa
na Sivilina (fr• civil) a. sady Ny antokon' olona tsotra, tsy miaramila na relijiozy; mikasika ny olona tsotra tsy miaramila na relijiozy: Nanao akanjo sivilina ilay komandà ka saika tsy fantatro. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1567